Teny iditra | biby | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ny zavamananaina tsy manantsaina, raha faritana ankapobeny: Ny omby dia anisan' ny biby manampy betsaka ny olombelona [Rajemisa 1985] | ||||||
teny ilazana ireo biby ao amin'ny faritra lehibe iray [SLP 1986] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | an animal [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||
an insect [Richardson 1885] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | animal [Hallanger 1974] | ||||||
faune [SLP 1986] | |||||||
[Sakalava-Mayotte] insecte [Andilidine: Lexique (takila B)] | |||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny biby io | ||||||
Haianarantany | |||||||
Teny iditra | biby | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] angatra [Rakotosaona 1975] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | ¶ something extraordinary [Richardson 1885] | ||||||
Voambolana | Fivavahana, finoana | ||||||
Teny iditra | biby | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza toetra ambany sy maharikoriko: Biby marina raha i Néron fa ny reny niteraka azy no nde halentiny any anaty rano [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Fig. sensual. Beastly. [Swa. Biby, my lady, my mistress.] [Richardson 1885] | ||||||
Mpanahaka | fanahim-biby | ||||||
Teny iditra | biby | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] in some provinces it is used in speaking of the petty king, and in others of the wives of such [Richardson 1885] | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Teny iditra | biby | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Merina] used of children in Imerina [Richardson 1885] | ||||||
Teny iditra | biby | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Vezo] Affreux, énorme, grand, nombreux [Poirot & Santio: Vezo (takila B)] | ||||||
Mpitovy hevitra | bibike | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/09/21 |
![]() |