Teny iditra biby dia
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny fotony biby, dia
Fanazavàna teny malagasy Biby tsy voatanan' ny olombelona ka mivelona any an' ala any [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ bibidia ] a wild animal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay animaux sauvages [1.3]
 [ bibidia ] animal sauvage [1.8]
 [ bibidia ] fauve [1.13]
Mpitovy hevitra biby haolo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01