Teny iditra | bihara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-tsokatra na rere lehibe monina any andranomasina [1.1] | |
[Sihanaka] soka-dranomasina [1.78] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] tortue de mer. (fano). [1.19] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Fivaditsoratra | haraby, rahiba, bahary |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |