Teny iditra bikana (bika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsara bika: Bikana aoka izany iny tovovavy iny ka betsaka ny tovolahy no miherika manana-maso azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy well formed, of a good figure. [1.2]
 well-formed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay de belle forme [1.8]
Mpitovy hevitra bako

Fivaditsoratra binaka, ankiba

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20