Teny iditra bina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] milaza fivontosana, fibontsinana
Sampanteny 
Mpitovy hevitra binaka ~ binabina ~ binabinaka

Teny iditra bina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the name of an insect
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 81] nom d'un insecte
Voambolana 

Teny iditra Bina
Sokajin-teny anarana hita ao amin' ny ohabolana [fitanisana]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Rajaonarivelo: Bina, takila 60] Tsy niteny kelikely Bina.
2 [Rajemisa: Fiteny 4, takila 112] Niandrandra nijery an'i Bina izy.

Teny iditra Bina
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Rajaonarivelo Auguste, 1933
Fanonta printy 1933. Imprimerie de l' Imerina.
1957. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy.
1971. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy.
1993. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. Ambainy: 13,5cm. Haavony: 21cm. Takila: 118.
Voambolana 
Fanoritsoritana Roman ayant obtenu le prix "Les Belles-Lettres" en 1933
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/16