Teny iditra binaby (baby)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] voababy, babena, atao am-babena: Nobinabiny ny zanany dia lasa izy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] passive of baby with infix.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 70] porté sur le dos ( voababy )
Haiendriteny 
binaby
binabiko
binabinao
binabiny
binabintsika
binabinay
binabinareo
binabin'
binabin-
binabim-
nobinaby
nobinabiko
nobinabinao
nobinabiny
nobinabintsika
nobinabinay
nobinabinareo
nobinabin'
nobinabin-
nobinabim-
hobinaby
hobinabiko
hobinabinao
hobinabiny
hobinabintsika
hobinabinay
hobinabinareo
hobinabin'
hobinabin-
hobinabim-
Mpitovy hevitra voababy
Ohatra  [Rajemisa 1985, takila 151] Nobinabiny ny zanany dia lasa izy

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/02