Teny iditra |
binaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | milaza fivontosana, fibontsinana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | enflure, tumeur [1.3]
|
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | ~ ~ |
|
Teny iditra |
binaka
(baka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | atao mihataka toy ny tarehintsoratra V (tandrok' omby) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on a fait diverger [1.3]
|
Haiendriteny |
binaka
binako
binakao
binany
binatsika
binakay
binakareo
binak'
bina-
| |
nobinaka
nobinako
nobinakao
nobinany
nobinatsika
nobinakay
nobinakareo
nobinak'
nobina-
| |
hobinaka
hobinako
hobinakao
hobinany
hobinatsika
hobinakay
hobinakareo
hobinak'
hobina-
| |
|
Mpitovy hevitra | |
|