Teny iditra | binaka | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | milaza fivontosana, fibontsinana [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | enflure, tumeur [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | bina ~ binabina ~ binabinaka | |||||||||
Teny iditra | binaka (baka) | |||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | atao mihataka toy ny tarehintsoratra V (tandrok' omby) [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | qu'on a fait diverger [1.3] | |||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | voabaka | |||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |