Teny iditra |
binata
(bata)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | [passive with infix] [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | porté, soulevé [Abinal 1888 takila 76]
|
Haiendriteny |
binata
binatako
binatanao
binatany
binatantsika
binatanay
binatanareo
binatan'
binatan-
binatam-
| |
nobinata
nobinatako
nobinatanao
nobinatany
nobinatantsika
nobinatanay
nobinatanareo
nobinatan'
nobinatan-
nobinatam-
| |
hobinata
hobinatako
hobinatanao
hobinatany
hobinatantsika
hobinatanay
hobinatanareo
hobinatan'
hobinatan-
hobinatam-
| |
|
Mpitovy hevitra | |
|