Teny iditra | boboke | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] sinibe: Ny boboke ane moa tsa matsaka ko vovo tsa mbatsy mba mañarato (Ny sinibe anie ka tsy mantsaka ary ny vovo manarato) [1.78] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | boboke | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tandroy] mamo, lao voky: Ko haneñe maro o vatango fa mahabobobe [1.78] | ||||||||||||
Fivaditsoratra | beboko |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |