Teny iditra | boboky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] voatavo fanaovana ronono mandry na abobo [1.78] | |
Teny iditra | boboky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] kiran-dravinala fanao rapaka (gorodona) [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] écorce de ravenala dont on fait le plancher des cases [1.82] | |
Teny iditra | boboky | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] tsy misy intsony, foana [1.78] | |
Fivaditsoratra | kibobo, biboko |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |