Teny iditra | boda | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Malemy: Boda ny vomanga ¶ Modaka [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | soft, tender ¶ muddy, as boggy ground ¶ pappy, as bananas over-ripe [Richardson 1885] | |
Sampanteny |
| |
Mpitovy hevitra | bodaka ~ modaka | |
Teny iditra | boda | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] matavy, dongadonga [Rakotosaona 1975] | |
Teny iditra | boda | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] fandefasana [Rakotosaona 1975] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] action d'émerger de l'eau, d'échapper [Deschamps 1936] | |
Teny iditra | boda | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] solofo, tsiry [Rakotosaona 1975] | |
Teny iditra | boda | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tandroy] tehina, kibay vaventy be: Omeo atoy i boda koy hamakiako ty loha-e [Rakotosaona 1975] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |