Teny iditra bohaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fibontsinana ho ngeza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy fastened at one end and loose at the other, as a mop, a brush, a tassel; to be plaited at one end but loose at the other, as braids of hair. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui s’est dilaté, épanoui, soulevé, qui est élastique ; fig. prodigue par vanité [1.3]
Sampanteny 
 
Ohabolana 

Teny iditra bohaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Taifasy] (de bohaka, adjectif, qui se dilate, s'épanouit). Tinopsis conjugata (Thouars ex Radlk.) Capuron (Sapindaceae). [1.196]
Voambolana 
Anarana siantifika Tinopsis conjugata
Sampanteny 

Fivaditsoratra haboka, hobaka, kaboha, bahoka

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/15