Teny iditra bohaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fibontsinana ho ngeza. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy fastened at one end and loose at the other, as a mop, a brush, a tassel; to be plaited at one end but loose at the other, as braids of hair. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay Qui s’est dilaté, épanoui, soulevé, qui est élastique ; fig. prodigue par vanité [Abinal 1888 takila 84]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra bohaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Taifasy] (de bohaka, adjectif, qui se dilate, s'épanouit). Tinopsis conjugata (Thouars ex Radlk.) Capuron (Sapindaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Tinopsis conjugata

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/15