Teny iditra bohihy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fikirizana hitana ny hevitry ny tena, di-doha tsy azo ahodina
¶ Dohika, bohika, tohika
¶ Fanaovana an-keriny, bohika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy obstinate, perverse, forward, self-willed, contumacious; bohika, and bohiko, also used. [1.2]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra hibohy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31