Teny iditra | bokala | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro, Taisaka, Tambahoaka] vomanga [1.78] | |
karazana hanin-kotrana [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | sweet potatoes. (Prov.) See batata, vomanga. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] patate [1.82] | |
patate douce [1.13] | ||
[Bara, Betsileo, Mahafaly] Un des nombreux noms de la patate douce, Ipomoea batatas (Lam.) Poir.(Convolvulaceae). [1.196] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: anana | |
Anarana siantifika | Ipomoea batatas | |
Mpanahaka | bageda ~ batata ~ bele ~ mbizo ~ vomanga | |
Fivaditsoratra | bôlaka, kalabo, lobaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |