Teny iditra bolobolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fisaritahan' ny volo, na bozaka na fako misavoritaka
¶ Volomalemin' ny vorona
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] a thicket, a dense vegetable growth of any kind, closeness, rankness. See boalahoala, lobolobo.
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31