Teny iditra | bongo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Fitsimponana ny sisa tsy voaotin' ny mpioty kabaro [Rajemisa 1985] | |||
Teny iditra | bongo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | biens dépensés par le maître; testament, contrat changés par ceux qui en avaient le droit [Abinal 1888] | |||
Teny iditra | bongo | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny tarehy na ny maso toa mivonto mivindimbindina: Bongo endrika izy ~ Bongo maso ny zandrinao fa mahery mitomany [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | swollen [Hallanger 1973] | |||
Fanazavàna teny frantsay | boursouflé [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |||
gonflé [Abinal 1888] | ||||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Ohatra | Aferon-kena mangidy ela tsy nahita tava ka bongo maso [Fox: Hainteny, laharana 364] | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny bongo io | |||
Teny iditra | bongo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | sombin-tany mivaingana [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | a small mound [Hallanger 1973] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] montagne, plateau [David: Dialectes (takila B)] | |||
mamelon [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||
Tsipelina hafa | bonga | |||
Teny iditra | bongo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ireo fakofako sy zavatra malemilemy angonin' ny biby sasany mba hilafihany ¶ Trano na lava-boalavo ipetrahany ¶ Trano tsizarizary sady iva: Trano bongo [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | a hut, a nest [Hallanger 1973] | |||
Fanazavàna teny frantsay | hutte, cabane [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |||
nid [Abinal 1888] | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Ohatra | Hotely bongo teny Isotry no nisakafoako antoandro. [Andraina: I Vola, takila 42] | |||
Teny iditra | bongo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] tapakazo, vatan-kazo tapaka [Rakotosaona 1975] | |||
Fanazavàna teny frantsay | une touffe de plantes [Abinal 1888] | |||
tuffe [Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |||
Teny iditra | bongo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kazo fakana loko mainty handokoana landy na kofehy, ary nampiasaina koa ho fanafody ¶ Hazo madinika akana heza fampandairana loko [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | a shrub used for dyeing silk black, or put in the water in which silk is washed in order to give it a firmer texture. it is also used as a remedy for syphilis. Dionychia bojeri, Naud. ; also a species of plectronia (?) [Richardson 1885] | |||
Fanazavàna teny frantsay | arbuste dont on tire un mordant pour la teinture. Dionychia bojeri, Naud. [Abinal 1888] | |||
Nom générique des arbres ou arbustes formant des touffes arrondies. Ce sont principalement, dans les divers dialectes. ¶ [Betsileo, Merina] Dionychia bojeri Naudin (Melastomaceae), Garcinia pauciflora Baker et Ochrocarpos orthocladus (Baker) H. Perrier (Clusiaceae). ¶ [Bezanozano] Ochrocarpos bongo R. Vig. & Humbert , Ochrocarpos perrieri R. Vig. & Humbert, Rheedia excelsa R. Vig. & Humbert (Clusiaceae), Danais latisepala Homolle, Danais lyallii Baker et Danais verticillata Baker (Rubiaceae). ¶ [Sihanaka] Danais latisepala Homolle, Danais hispida Baker, Danais verticillata Baker (Rubiaceae). ¶ [Betsimisaraka] Rheedia madagascariensis (Planch. & Triana) H. Perrier (Clusiaceae). [Boiteau 1997] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo ~ Fahasalamana | |||
Anarana siantifika | Danais hispida, Danais latisepala, Danais lyallii, Danais verticillata, Garcinia pauciflora, Ochrocarpos bongo, Ochrocarpos orthocladus, Ochrocarpos perrieri, Rheedia excelsa, Rheedia madagascariensis | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |