Teny iditra | boraraka (raraka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | raraka be [Ravelojaona 1937 takila B.356] | |
Fandrarahana rano ka atao mitosaka sy mitobaka be. [Rajemisa 1985] | ||
Sampanteny |
| |
Teny iditra | boraraka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] (la racine verbale boraraka exprime l'idée de liquide versé en abondance ; allusion au fruit très riche en jus . Solanum melongena L. (Solanaceae). Le jus exprimé sert à laver les plaies infectées. [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry ~ Fahasalamana | |
Anarana siantifika | Solanum melongena | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |