Teny iditra borera
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malemilemy sy osa; gorera: Zaza borera [1.1]
Fanazavàna teny frantsay faible, flasque, mou, nonchalant, traînant, pendant [1.3]
Sampanteny 
Ohatra 
1koba manafin-tangena, mpamosavy mody borera, fahavalo mody sakaiza. [2.346]
2nanaraka mbamin' izany dihy borera sy vikin' omby voakaravasy izany avy koa aza. [2.4]
Ohabolana 

Fivaditsoratra robare

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/13