Teny iditra |
boroboaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' akondro, manja somary mirirana ny hodiny, ary ny voany, lava vaventy, mamy maisamaisatra kely [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | the name of a variety of banana [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
Variété de banane à cuire, Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits.
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Musa sapientum |
Tovy hevitra | |
Ohatra | Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa
[2.131]
|
|