Teny iditra bozaka aman' ahitra (bozaka, amana, ahitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza ny vahoaka ankapobeny; ny zaza amam-behivavy, ny sarambabem-bahoaka, izay atao koa hoe valala tsy mandady harona
¶ Ny valalatsimandadiharona, ny valalabemandry, ny sarambabembahoaka, ny sarambaben' ny kintana, ny vodiahitrarivo
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the common people, the multitude, the mob, the rabble
  [Hallanger 1973] worthless
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] sans valeur (se dit d'un individu)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31