Teny iditra cohérence
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Malzac 1893, Sims 1969] firaiketana, fifamihinana
  [Sims 1969] fifandraisana
  [Rakotonaivo 1993] firaisana, fifampitohizana, fifanjohina
¶ . [Voambolana: Fizìka] firindran-kovitrovitra
Ohatra 
1 [Rakotonaivo 1993, takila 168] Cohérence d'un ensemble (Firaisan' ny vondrona iray)
2 [Rakotonaivo 1993, takila 168] Cohérence d'idées (Fifampitohizan-kevitra)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31