Teny iditra | dabarà | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Omby fotsy, na sada fotsy, akana ra hasotroin' ny bila ka tonga mova tsy ny fatidrany ka na maty aza, tsy ihinanany akory [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] boeuf voué, terme de tròmba. [1.19] | |
Mpitovy hevitra | dabaraha | |
Fivaditsoratra | barada |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |