|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 dada |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay?.
4teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5father, dad.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6père.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Manao ahoana i dada?
[2.4#]
8 Nomen' i dada azy ny adiresiko. [2.472#] 9 Tao an-trano nivazavaza foana i dada. [1.369#] |
| Tovy hevitra | 10aba, ada, baba, ikaky, ray |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/6) | 13 dada |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16a mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum.
[1.2] |
| Voambolana | 17 Kilalao |
| Kamban-teny rehetra | 18Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/6) | 19 dada |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21adaladala.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22un peu fou, bête, cf. dahidahy.
[Tankarana]
[1.19] |
| Tovy hevitra | 23dadoa |
| Teny iditra (4/6) | 24 dada
![]() |
| Sokajin-teny | 25 anarana (lahy) |
| Fanazavàna teny frantsay |
26hevi-mahazatra, hevi-tiana.
[1.66] |
| Teny iditra (5/6) | 27 dada
![]() |
| Sokajin-teny | 28 anarana (lahy) |
| Fanazavàna teny frantsay |
29(fitenin' ankizy) soavaly.
[1.66] |
| Teny iditra (6/6) | 30 Dada |
| Singan-teny | 31dada |
| Sokajin-teny | 32 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
| Voambolana | 33 Haisoratra: boky |
| Mpanoratra |
34Solonomenjanahary Ranivoarisoa |
| Fivaditsoratra | 35 Dada, dada |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|