Entrée | dadanaivo (dada, ivo) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy: Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao [1.1] | |
Vocabulaire | Rapports: famille | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |