Teny iditra dehana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fandeha somary mibehambehana sy miletaleta. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay démarche traînante en écartant les jambes, en oscillant comme les oies [1.3]
Mpitovy hevitra deha ~ dehandehana

Fivaditsoratra andeha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31