Entrée diapazona
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. diapason] Vy lavalava kely ohatra ny fanondro, misy sampany roa ny tapany ambony, izay rehefa apoka amin-javatra dia manome feo ka ampiasaina hakana ny haavon' ny hira tiana hatao [1.1]
Vocabulaire 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Origine Français: diapason.

Mis à jour le 2023/03/19