Entrée 1/2 diditra
Partie du discours nom
Explications en malgache Firaisana, na fifatorana tsy tsotra fa mifampiolanolana, na mifaningontsingotra be, sarotra vahana [1.10]
Explications en anglais  [Provincial] Rolling, twisting. See fadiditra, vadiditra; lilitra also used [1.2]
Dérivés 
 
Synonymes liditra ~ fadiditra ~ vadiditra
Mots composés 

Entrée 2/2 diditra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Toetra nolovana izay mamatotra mafy, mivadiditra; tarazo sarotra ialana; karazana
Fiaviana, taranaka, fototra niandohana, razana [1.10]
  [Sihanaka] Fomba na talenta na kilema nolovana [1.78]

Mis à jour le 2022/08/30