Teny iditra didy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena
¶ Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] a cut
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] coupe, incision
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny didy ity (1): Didy

Teny iditra didy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a command, an order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces
  [Hallanger 1973] a command
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] commandement
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra didy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely
¶ aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina
Voambolana 

Teny iditra didy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] mamo
Sampanteny 

Teny iditra Didy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -18.1166667, 48.5333333
Haianarantany didy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31