Teny iditra diera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Randzavola: Baiboly] ny diera lahy dia manana tandroka lehibe mirantsandrantsana. Samy faingam-pandeha na ny lahy na ny vavy, sady tsara tarehy no malemy fanahy
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: deer.
Mpitovy hevitra serfa
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31