Teny iditra dilana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lempona na keoka eo afovoany; faritra kely na manify noho ny eo akaikiny mifampitohy aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy the slender and middle part of any long thing, as a chandelier, a cup, a defile in a mountain, a gorge, or a forest; small in the middle [1.2]
Fanazavàna teny malagasy lempona lalina sady ety anelanelan'ny havoana roa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay couloir
¶ encoche, étranglement [1.13]
  [Merina] Étranglement, traces que laissent les lianes sur les troncs autour desquels elles s'enroulent: hazo voadilana. [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Fivaditsoratra ladina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31