Teny iditra |
dimina
(dimy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zaraina dimy: Nodimina ny lovanay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be divided into five [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | à partager ou qu'on divise en cinq [1.3]
|
Haiendriteny |
dimina
dimiko
diminao
diminy
dimintsika
diminay
diminareo
dimin'
dimin-
dimim-
dimi-
| |
nodimina
nodimiko
nodiminao
nodiminy
nodimintsika
nodiminay
nodiminareo
nodimin'
nodimin-
nodimim-
nodimi-
| |
hodimina
hodimiko
hodiminao
hodiminy
hodimintsika
hodiminay
hodiminareo
hodimin'
hodimin-
hodimim-
hodimi-
| |
dimio | |
|
Ohatra | Ary ny vola rehetra nialany ireo, Dia ho dimina;
[2.59]
|
|