Teny iditra dimy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima]
¶  [Provincial] limy is used in the provinces
  [Richardson 1885, Hallanger 1973] five
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974] cinq
Marika iraisam-pirenena  [3.1] 5
V
Voambolana 
Sampanteny 
Mpitovy hevitra limy
Kamban-teny, lohateny, anarana 
 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Ohatra 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 185] Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy.
2 [Andriamalala: Ranomasina, takila 55] Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny dimy ity (1): Ambatolahidimy

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/26