Teny iditra dindo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tandindona, taratry ny tena; matoatoa.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the soul. See ambiroa, avelo
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  ambiroa ~ avelo ~ matoatoa

Teny iditra dindo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] image
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31