Teny iditra | dingana | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana:
Lava dingana ianao izany noho izaho ¶ Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m) [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | a step, a leap [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | pas, enjambée [Hallanger 1974] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Mpitovy hevitra | dika ~ vikina | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |