Teny iditra | divay | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo salasala [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ketmie oseille [Rajemisa 1985] | |
(du français « du vin »). ¶ [Sakalava] Hibiscus sabdariffa L. (Malvaceae). ¶ [Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala] Vitis microdiptera Baker (Vitaceae) (voir famakientana). [Boiteau 1997] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Anarana siantifika | Hibiscus sabdariffa, Vitis microdiptera | |
Teny iditra | divay | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavapisotro vita amin' ny ranomboaloboka navela hiketriketrika; misy alkaola eo amin' ny 11-12° eo ho eo ny divay ka mahamamo sy manimba raha sotroina betsaka; mety hahasalama kosa izy raha sotroina amin' ny fotoanan' ny sakafo ka tsy mihoatra ny androatokon' ny litatra amin' ny sakafo mandritra ny ny andro [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | wine [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | vin [Hallanger 1974] | |
Ny fihaviany | Frantsay: du vin. | |
Lahatsoratra | Randzavola: divay ao amin' ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |