Teny iditra do
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazam-bibilava makadiry
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] espèce de grand serpent
  [Rajemisa: Vakoka] espèce de boa
Voambolana 
Anarana siantifika Acrantophis madagascariensis
Mpitovy hevitra akoma ~ ankoma

Teny iditra do
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] habokana
¶ boka tsy manana rantsana (tanana na tongotra) intsony
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] lépreux qui a perdu les doigts et les orteils
Voambolana 

Teny iditra do~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny do~]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza toetra mifandray amin' ny hevitry ny fototeny voalohany: Dorehitra (rehitra)
Fanazavàna teny frantsay  [Rajemisa: Grammaire] Préfixe qui distingue les racines primaires des racines secondaires par une transposition de sens du physique au figuré, du concret à l'abstrait: rehitra - dorehitra

Teny iditra do
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1969] to do: manao, mahefa, mahavita

Teny iditra do
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny feo voalohany na ambany indrindra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama
Voambolana 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/22