Teny iditra dohàka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza feo mangoboka sy mitrena [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Teny iditra dohaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mpirehaka, mpirehareha ho manao izao sy izao. [1.1]
Sampanteny 

Fivaditsoratra hodaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31