Teny iditra |
dona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a shock, a blow, a knock [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | coup, choc [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay. [Andraina: Mitaraina, takila 209]
|
|
Teny iditra |
dona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy)
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | terme de jeu au domino: passe [Abinal 1888 takila 114]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
dona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
anguille. Cf. tòna. [David: Dialectes (takila D)]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
dona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [Rajemisa 1985]
|
Voambolana |
Mpitovy hevitra | |
|