Teny iditra |
donaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Setroka be na hafanana manevokevoka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | smoke from a fire [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | fumée, chaleur suffocante des appartements [1.3]
|
| fumée [1.8]
|
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
Ohatra |
1 | Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka!
[1.253]
|
2 | Ny fomba fiantsoana ny olona hihaino kabary dia toy izao : asiana donaka afo eny an-tendrombohitra talaky maso.
[2.508]
|
|
|
Teny iditra |
donaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | vono na kapoka atao [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | coup [1.3]
|
Sampanteny |
|