Teny iditra |
donina
(dona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | Pohina: Nodonin' ny andry ny lohako ka fanina mihitsy aho ¶ Pehina: Doninao mafy loatra ny varavarana ¶ Asian-teny henjana, tenenina mafy: Nodonin' ny lehibeny izy ka vaky barara tery, [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be struck, to be knocked on [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on frappe [Hallanger 1974]
|
Haiendriteny |
donina
doniko
doninao
doniny
donintsika
doninay
doninareo
donin'
donin-
donim-
doni-
| |
nodonina
nodoniko
nodoninao
nodoniny
nodonintsika
nodoninay
nodoninareo
nodonin'
nodonin-
nodonim-
nodoni-
| |
hodonina
hodoniko
hodoninao
hodoniny
hodonintsika
hodoninay
hodoninareo
hodonin'
hodonin-
hodonim-
hodoni-
| |
dony | |
|
|