Teny iditra | dorana (dotra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampirehetina, asiana amin' ny afo:
Nodoran' ny olona ny tanety ¶ Levonina amin' ny afo: Nodorana ny fitafiany fa matin' ny areti-mifindra izy ¶ Poretina, terena: Nodoran' ny Fanjakana ny mpifehy ny faritany mba hampanao lalana haingana [1.1] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny dorana io | ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | radona, rodana, andrao, androa, darona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |