Teny iditra doria
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza fotoana lava tsy manam-piafarany, ary matetika ialohan' ny teny mitovy hevitra aminy hoe "mandrakizay": Mandrakizay doria
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] se dit d'un temps à venir, un temps indéfini
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra doria
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] masomboly
  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] masombolin-katsaka
  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] Voanjavatra famafy, fafy
  [SLP 1986] masomboly, ambioka, ambezo voafantina
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] semences sélectionnées
Voambolana 

Teny iditra doria
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano, Tambahoaka, Tanosy] taranaka
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila D)] [Tankarana] arrière petits-enfants ; les enfants des arrière petits-enfants.
Voambolana 
Mpitovy hevitra zafin-doria

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31