Teny iditra | doroka | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamo, leon-javapisotro: Doroka isan-kariva ingahy Rabe ato atsimo ¶ Rendrika sy tsy mahatsiaro izay ataony intsony. [1.1] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny doroka io | |||||||||
Teny iditra | doroka | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] matory andro [1.78] | |||||||||
Teny iditra | doroka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] nom d'une espèce de gros ver. [1.19] | |||||||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Fivaditsoratra | radoko, rodoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |