Teny iditra draho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza fitavozavozana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] clumsiness, awkwardness, silliness, dullness, doltishness
Sampanteny 

Teny iditra dra hô
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] tahaka, sahala

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31