Teny iditra | draiko | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza famindra manano sarotra na fandeha toa mijaikolaiko, noho ny aretina mahazo na ny havizanana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | an unseemly gait, an awkward mode of walking, limping. [1.2] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | kidroa |
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/12 |
![]() |