Teny iditra | efa-joro (efatra, zoro) | ||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny anglisy | square, a square [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | carré [Abinal 1888 takila 875, Hallanger 1974] | ||||
qui a quatre angles, rectangulaire [Abinal 1888 takila 875] | |||||
un carré [Hallanger 1974] | |||||
[ efajoro ] quadrangulaire [SLP 1986] | |||||
Voambolana | Matematika: rafitsary | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/15 |
![]() |