Teny iditra eka
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara, Tambahoaka, Tanala, Tanosy] eny
  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] eny, marina
  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] eny
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] yes! precisely! it is true. Used in expressing approbation. See eny
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] oui
  [David: Dialectes (takila H)] [Tankarana] oui, c'est bien cela.
Mpitovy hevitra ekany ~ eky ~ heka

Teny iditra eka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] provincial for aika, compact, close
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31