Teny iditra |
ela
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany ¶ Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao? ¶ Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany ¶ Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
old; from olden times, long ago, long (in duration) |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974]
ancien, vieux; qui dure longtemps |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
ela
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Rakotovao: Bois]
appellation botanique: Schizolaena |
Voambolana |
Anarana siantifika | Schizolaena |
Mpitovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
Elà
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | [Baiboly]
Elah |
Fanazavàna teny frantsay | [Baiboly]
Ela |
Voambolana |
Mpitovy hevitra | |
Teny nalaina |
|